Teny iditra | zandrimpeny | |
Singan-teny | zandry ; fe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay tonon-taolana voalohany amin' ny ela-borona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ zandrim-peny ] La première articulation des ailes des oiseaux [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | solompeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |