Teny iditra | zerô | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo aotra [1.1] | |
Tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Zéro [1.4] | |
Marika iraisam-pirenena | 0 [3.1] | |
Ohatra | Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony.
[2.857] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Tovy hevitra | aotra | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa Fifanampiana Fampitomboana | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Teny iditra | zéro | |
Sokajin-teny | anarana (lahy) | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4] | |
Fivaditsoratra | roze, zerô |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02 |