<-
->

2Mp 13:4 And Jehoahaz besought the Lord, and the Lord hearkened unto him: for he saw the oppression of Israel, because the king of Syria oppressed them. Ary Joahaza nifona tamin' i Jehovah, dia nohenoin' i Jehovah izy, satria hitany ny fahorian' ny Isiraely, fa nampahory azy ny mpanjakan' i Syria. Nitaraina tamin' ny Tompo Joakaza, dia nihaino azy Iaveh, fa hitany ity fahorian' Israely, tamin' ny nampijalian' ny mpanjakan' i Siria azy, Mais Joachaz chercha à apaiser Yahvé, et Yahvé l' exauça, car il avait vu l' oppression que le roi d' Aram faisait subir à Israël.