<-
->

2Mp 19:9 And when he heard say of Tirhakah king of Ethiopia, Behold, he is come out to fight against thee: he sent messengers again unto Hezekiah, saying, Ary nony ren' i Sankeriba ny amin' i Tiraka, mpanjakan' i Etiopia, nanao hoe: Indro, avy hiady aminao izy, dia naniraka olona indray ho any amin' i Hezekia izy nanao hoe: Nisy vaovao ren' ny mpanjakan' i Asiria ny amin' i Taraka, mpanjakan' i Etiopia, dia nolazaina taminy fa hoe: Indro niainga hiady aminao izy. Ary nandefa iraka ho any amin' i Ezekiasa indray izy nanao hoe: car il avait reçu cette nouvelle au sujet de Tirhaqa, roi de Kush : "Voici qu' il est parti en guerre contre toi." De nouveau, Sennachérib envoya des messagers à Ezéchias pour lui dire