<-
->

2Mp 2:19 And the men of the city said unto Elisha, Behold, I pray thee, the situation of this city is pleasant, as my lord seeth: but the water is naught, and the ground barren. Ary hoy ny mponina tao amin' izany tanàna izany tamin' i Elisa: Masìna ianao, indro, tsara toerana ity tanàna ity, tompoko, araka izao hitanao izao, saingy ratsy rano, ary ny tany tsy mampahavanon' anaka. Ary hoy ny olona tao an-tanàna, tamin' i Elisea: Araka izao hitan' ny tompoko, dia tsara honenana ity tanàna ity, saingy ratsy rano, sady tsy mahavokatra ny tany. Les hommes de la ville dirent à Elisée : "La ville est un séjour agréable, comme Monseigneur peut voir, mais les eaux sont malsaines et le pays souffre d' avortements."