<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 22:9 | And |
Ary Safana mpanoratra niverina ho any amin' ny mpanjaka nitondra valiny nanao hoe: Ny mpanomponao dia efa nandrotsaka ny vola izay azo tao an-trano ka nanolotra azy teo an-tànan' ny mpanao raharaha izay voatendry ny amin' ny tranon' i Jehovah. | Rahefa izany, nandeha hilaza ny toe-draharaha amin' ny mpanjaka Safàna mpanoratra, ka nanao hoe: Efa nalain' ny mpanomponao avokoa ny vola hita tao an-trano, ka napetrany eo an-tanan' izay mandraharaha ny asa, izay voatendry ho mpitandrina ao amin' ny tranon' ny Tompo. | Le secrétaire |