<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 25:1 | And it came to pass in the ninth year of his reign, in the tenth month, in the tenth day of the month, that |
Ary tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Zedekia dia tonga Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy ny miaramilany rehetra hamely an' i Jerosalema indray ka nitoby tandrifiny; ary nanao tilikambo manodidina azy izy. | Tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Sedesiasa, tamin' ny volana fahafolo, andro fahafolon' ny volana, dia tonga hamely an' i Jerosalema Nabokodonosora mpanjakan' i Babilona sy ny tafiny rehetra; dia niorin-dasy teo anoloany izy, ary nanao manda fanantomorana manodidina azy. | En la neuvième année de son règne, au dixième mois, le dix du mois, |