<-
->

2Mp 25:11 Now the rest of the people that were left in the city, and the fugitives that fell away to the king of Babylon, with the remnant of the multitude, did Nebuzaradan the captain of the guard carry away. Ary izay olona sisa tao an-tanana sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan' i Babylona ary ny vahoaka betsaka sisa dia nentin' i Neborazadana, lehiben' ny mpiambina, ho babo avokoa. Nentin' i Nabozardana kapitenin' ny mpiambina avokoa ny vahoaka sisa tafajanona tao an-tanàna, sy ny mpilefa nitolo-tena tamin' ny mpanjakan' i Babilona, ary ny vahoaka be sisa rehetra, Nebuzaradân, commandant de la garde, déporta le reste de la population laissée dans la ville, les transfuges qui avaient passé au roi de Babylone et le reste de la foule.