<-
->

2Mp 25:20 And Nebuzaradan captain of the guard took these, and brought them to the king of Babylon to Riblah: dia nosamborin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ireo ka nentiny ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla. Nony azon' i Nabozardana kapitenin' ny mpiambina ireo, dia nentiny ho any amin' ny manjakan' i Babilona tany Rebla. Nebuzaradân, commandant de la garde, les prit et les mena auprès du roi de Babylone à Ribla,