<-
->

2Mp 4:41 But he said, Then bring meal. And he cast it into the pot; and he said, Pour out for the people, that they may eat. And there was no harm in the pot. Fa hoy Elisa: Itondray koba. Dia narotsany tao am-bilany ny koba, ka hoy izy: Andoary amin' izao ny olona hohaniny. Ary dia tsy nisy zavatra nampaninona intsony tao am-bilany. Dia hoy Elisea: Itondray lafarina aho. Ary narotsany tao am-bilany izany, dia hoy izy: Arosoy amin' izao hohanin' ny olona. Izay vao tsy nisy nampaninona intsony tao am-bilany. Alors Elisée dit : "Eh bien! apportez de la farine." Il la jeta dans la marmite et dit : "Verse aux gens et qu' ils mangent"Il n' y avait plus rien de mauvais dans la marmite.