<-
->

2Mp 4:43 And his servitor said, What, should I set this before an hundred men? He said again, Give the people, that they may eat: for thus saith the Lord, They shall eat, and shall leave thereof. Fa hoy kosa ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan' ny zato lahy? Ary hoy indray Elisa: Omeo ihany ny olona hohaniny; fa izao no lazain' i Jehovah: Hihinana izy, ary mbola hisy sisa tsy lany. Fa ny navalin' ny mpanompony: Hatao ahoana no fandroso izany eo anatrehan' ny olona zato? Fa hoy Elisea: Omeo ireo olona ireo hohaniny; fa izao no lazain' ny Tompo: Hihinana ny olona ary mbola hisy sisa tsy lany. mais son serviteur répondit : "Comment servirai-je cela à cent personnes?" Il reprit : "Offre aux gens et qu' ils mangent, car ainsi a parlé Yahvé : On mangera et on en aura de reste."