<-
->

2Mp 5:5 And the king of Syria said, Go to, go, and I will send a letter unto the king of Israel. And he departed, and took with him ten talents of silver, and six thousand pieces of gold, and ten changes of raiment. Dia hoy ny mpanjakan' i Syria: Andeha ary mandeha, fa hampitondra taratasy ho any amin' ny mpanjakan' ny Isiraely aho. Dia lasa izy sady nitondra talenta volafotsy folo sy volamena enina arivo sekely ary akanjo im-polo miova teny an-tànany. Dia hoy ny mpanjakan' i Siria: Mankanesa any, ary hampitondraiko taratasy ny mpanjakan' Israely. Dia lasa izy, sady nitondra talenta volafotsy folo, sy volamena enina arivo sikla; ary akanjo impolo miova. Le roi d' Aram répondit : "Pars donc, je vais envoyer une lettre au roi d' Israël." Naamân partit, prenant avec lui dix talents d' argent, 6.000 sicles d' or et dix habits de fête.