<-
->

2Mp 6:1 And the sons of the prophets said unto Elisha, Behold now, the place where we dwell with thee is too strait for us. Ary hoy ireo zanaky ny mpaminany tamin' i Elisa: Indro, tsy omby anay ny toerana izay itoeranay eto aminao. Ary hoy ny zanaky ny mpaminany tamin' i Elisea: Ety loatra ho anay ny toerana hipetrahanay eto anatrehanao. Les frères prophètes dirent à Elisée : "Voici que l' endroit où nous habitons près de toi est trop étroit pour nous.