<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 6:15 | And when the servant of the man of |
Ary rehefa nifoha maraina koa ny zatovon' ny lehilahin' Andriamanitra ka nivoaka, dia, indreo, nisy miaramila sy soavaly ary kalesy manodidina ny tanàna. Dia hoy ilay zatovo taminy: Indrisy, tompoko! Ahoana no hataontsika? | Nifoha maraina koa kosa ny mpanompon' ny olon' Andriamanitra, ka nivoaka, ka indro antoko-miaramila anankiray manodidina ny tanàna omban-tsoavaly aman-kalesy. Ary hoy ilay mpanompo tamin' i Elisea hoe: Indrisy tompoko, ahoana no hataontsika? | Le lendemain, |