<-
->

2Mp 6:18 And when they came down to him, Elisha prayed unto the Lord, and said, Smite this people, I pray thee, with blindness. And he smote them with blindness according to the word of Elisha. Dia nidina nankany aminy ireo, ary Elisa nivavaka tamin' i Jehovah ka nanao hoe: Mifona aminao aho, ataovy manjambena ireto olona ireto. Ary dia nataony manjambena ireo araka ny tenin' i Elisa. Nony nirotsaka ho eo amin' ity olon' Andriamanitra ny Siriana, nivavaka tamin' ny Tompo kosa Elisea nanao hoe: Raha sitrakao, asio fanjambana io firenena io. Dia nasian' ny Tompo fanjambana ireo, araka ny tenin' i Elisea. Comme les Araméens descendaient vers lui, Elisée pria ainsi Yahvé : "Daigne frapper ces gens de berlue", et il les frappa de berlue, selon la parole d' Elisée.