<-
->

2Mp 6:25 And there was a great famine in Samaria: and, behold, they besieged it, until an ass' s head was sold for fourscore pieces of silver, and the fourth part of a cab of dove' s dung for five pieces of silver. Dia nisy mosary mafy tany Samaria; fa indro, nanao fahirano azy ireo mandra-pahatongan' ny loham-boriky ho lafo sekely valo-polo sy ny taim-boromailala ampahefatry ny kaba ho sekely dimy. Nisy mosary lehibe tao Samaria, ary indro fa mafy loatra no nanaovana fahirano azy ka lafo volafotsy valopolo sikla ny loham-boriky iray, ary volafotsy dimy sikla, ny taim-boromailala ampahefatry ny kaba. Il y eut une grande famine à Samarie et le siège fut si dur que la tête d'âne valait 80 sicles d' argent et le quarteron d' oignons sauvages cinq sicles d' argent.