<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 7:6 | For the |
Fa Jehovah efa nampandre ny miaramilan' ny Syriana ny fikodiadian-kalesy sy ny fandehan' ny soavaly, dia ny firodondrodon' ny miaramila be; ary niresaka hoe izy: Injao, fa ny mpanjakan' ny Isiraely efa nanamby ny mpanjakan' ny Hetita sy ny mpanjakan' ny Egyptiana hiady amintsika. | Fa tao an-tobin' ny Siriana, dia nampandrenesan' ny Tompo figondongodon-kalesy, sy fikatrokatro-tsoavaly, ary firodorodo-miaramila betsaka, ka nifampilaza izy ireo nanao hoe: Injao fa nanamby ny mpanjakan' ny Heteana sy ny mpanjakan' ny Ejipsiana ho tonga hamely antsika ny mpanjakan' Israely. | Car |