<-
->

2Mp 8:13 And Hazael said, But what, is thy servant a dog, that he should do this great thing? And Elisha answered, The Lord hath shewed me that thou shalt be king over Syria. Fa hoy Hazaela: Fa zinona moa ny mpanomponao, dia ity alika ity, no dia hahavita izany zavatra lehibe izany? Fa Elisa namaly hoe: Efa nasehon' i Jehovah tamiko fa, indro, ianao ho mpanjakan' i Syria. Fa hoy Hazaela: Zinona moa ny mpanomponao, izay alika foana ity, no dia hahavita zava-dehibe toy izany? Ary namaly Elisea: Efa nasehon' ny Tompo tamiko fa ho mpanjakan' i Siria hianao. Hazaèl dit : "Mais qu' est ton serviteur? Comment ce chien pourrait-il accomplir cette grande chose?" Elisée répondit "Dans une vision de Yahvé, je t' ai vu roi d' Aram."