<-
->

2Mp 8:21 So Joram went over to Zair, and all the chariots with him: and he rose by night, and smote the Edomites which compassed him about, and the captains of the chariots: and the people fled into their tents. ka dia nankany Zaira Jehorama, ary ny kalesy rehetra nentiny hiaraka aminy; ary nanaovany latsak' alina ny Edomita, izay nanodidina azy, mbamin' ny komandin' ny kalesy; ary ny olona nandositra nody. Ka nankany Seira Jorama nomban' ny kalesy rehetra; nifoha mbola alina izy namono ny Edomita manodidina azy, sy ny lehiben' ny kalesy, ary nandositra nankany an-dainy ny vahoaka. Joram passa à Caïr, et avec lui tous les chars... Il se leva de nuit et força la ligne des Edomites qui l' encerclaient, et les commandants de chars avec lui; le peuple s' enfuit à ses tentes.