<-
->

1Tt / 1Tan 1:33 And the sons of Midian; Ephah, and Epher, and Henoch, and Abida, and Eldaah. All these are the sons of Keturah. Ary ny zanakalahin' i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Ketora. Zanak' i Madiana: Efah, Efera, Henaoka, Abidà, ary Eldaà. Izy rehetra ireo dia zanak' i Setorà. Fils de Madiân : Épha, Épher, Hanok, Abida, Eldaa. Tous ceux-là sont fils de Qetura.