<-
->

1Tt / 1Tan 11:20 And Abishai the brother of Joab, he was chief of the three: for lifting up his spear against three hundred, he slew them, and had a name among the three. Ary Abisay, rahalahin' i Joaba, no lehibe tamin' izy telo lahy; fa izy koa namely telonjato lahy tamin' ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin' izy telo lahy. Abisai, rahalahin' i Joaba lehiben' ny Telo lahy, dia nampandihy ny lefony tamin' ny lehilahy telon-jato, ka nahafaty an' ireo, ka nanan-daza tamin' izy telo lahy. Abishaï, frère de Joab, fut, lui, le chef des Trente. C' est lui qui brandit sa lance sur trois cents victimes et se fit un nom parmi les Trente.