<-
->

Sal 133:2 It is like the precious ointment upon the head, that ran down upon the beard, even Aaron' s beard: that went down to the skirts of his garments; Tahaka ny diloilo tsara amin' ny loha, Izay mitsororoka amin' ny somotra, dia ny somotr' i Arona, Izay mitsororoka amin' ny moron-tongotr' akanjony; Tahaka ny diloilo sarobidy aidina eo an-doha izany; ka mitsororoka amin' ny somotra, dia amin' ny somotr' i Aarona, sy midina amin' ny sisin' akanjony. C' est une huile excellente sur la tête, qui descend sur la barbe, qui descend sur la barbe d' Aaron, sur le col de ses tuniques.