<-
->

Sal 18:43 Thou hast delivered me from the strivings of the people; and thou hast made me the head of the heathen: a people whom I have not known shall serve me. Mamonjy ahy amin' ny fifanoheran' ny olona Hianao. Sy manandratra ahy ho lohan' ny firenen-tsamy hafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy. Torotoroiko tahaka ny vovoka entin' ny rivotra izy; ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. je les broie comme poussière au vent, je les foule comme la boue des ruelles.