<-
->

Isa / Iz 15:5 My heart shall cry out for Moab; his fugitives shall flee unto Zoar, an heifer of three years old: for by the mounting up of Luhith with weeping shall they go it up; for in the way of Horonaim they shall raise up a cry of destruction. Ny foko mitaraina noho ny amin' i Moaba; Ny mandositra avy ao dia tonga hatrany Zoara sy Egleta-selisia; fa miakatra mitomany ao amin' ny fiakarana Lohita izy sy midradradradra amin' ny famoizam-po eny an-dalana mankany Horonaima. Ory an' i Moaba ny foko; efa mby ao Segora sahady ny mpiaro azy, efa ao Eglata-Selisiah. Eny, mitomany izy no miakatra ny fiakarana Lohita; eny amin' ny làlan' i Horonaima, manao antsom-pahoriana ny olona. Mon coeur crie en faveur de Moab : car ses fuyards sont déjà à Çoar, vers Églat-Shelishiyya. La montée de Luhit, on la monte en pleurant, sur le chemin de Horonayim, on pousse des cris déchirants.