<-
->

Isa / Iz 15:9 For the waters of Dimon shall be full of blood: for I will bring more upon Dimon, lions upon him that escapeth of Moab, and upon the remnant of the land. Fa ny ranon' i Dimona dia feno rà; fa mbola hampiako ny loza manjo an' i Dimona, dia liona handrapaka izay efa mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin' ny tany. Satria feno ra ny ranon' i Dimona. Fa hampihavy tombon-doza amin' i Dimona aho, hampihavy liona ho amin' izay sisan' i Moaba, dia amin' izay tavela eo amin' ny tany. Car les eaux de Dimôn sont pleines de sang, et j' ajouterai sur Dimôn un surcroît de malheur : un lion pour les survivants de Moab, pour ceux qui restent sur son sol.