<-
->

Isa / Iz 16:12 And it shall come to pass, when it is seen that Moab is weary on the high place, that he shall come to his sanctuary to pray; but he shall not prevail. Ary rehefa miseho Moaba ka sasatra ao amin' ny fitoerana avo. Ary mankao amin' ny fitoerany masina mba hivavaka, dia tsy hahazo na inona na inona izy. Dia ho hitan' ny olona Moaba hisasatra eo amin' ny fitoerana avony, hiditra ao amin' ny fitoera-masiny izy hivavaka, nefa tsy hahazo na inona na inona. On verra Moab se fatiguer sur le haut lieu et entrer dans son sanctuaire pour supplier, mais il ne pourra rien.