<-
->

Isa / Iz 16:13 This is the word that the Lord hath spoken concerning Moab since that time. Izany no tenin' i Jehovah nataony fahiny ny amin' i Moaba. Izany no teny faminaniana notononin' ny Tompo fahiny ela ny amin' i Moaba. Telle est la parole qu' a adressée Yahvé à Moab jadis.