<-
->

Isa / Iz 16:14 But now the Lord hath spoken, saying, Within three years, as the years of an hireling, and the glory of Moab shall be contemned, with all that great multitude; and the remnant shall be very small and feeble. Ary ankehitriny koa Jehovah miteny hoe: Amin' ny telo taona, tahaka ny taonan' ny mpikarama, dia ho tsinontsinona ny voninahitr' i Moaba, na dia betsaka aza ny vahoakany; ary izay sisa dia ho vitsy, eny, ho vitsy foana, fa tsy ho maro. Ary ankehitriny kosa miteny Iaveh, ka manao hoe: Ao anatin' ny telo taona, araka ny fanisana ny taona iasan' ny mpikarama, dia ho lefy ny voninahitr' i Moaba mbamin' ny vahoaka be ao aminy, fa zavatra kely foana no ho sisa, sady ho vitsy sy osa. Et maintenant Yahvé a parlé en ces termes : dans trois ans, comme des années de mercenaire, la gloire de Moab sera humiliée, malgré sa grande multitude. Elle sera réduite à rien, un reste insignifiant.