<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 19:16 | In that day shall |
Amin' izany andro izany dia ho tahaka ny vehivavy Egypta ka ho toran-kovitra sy ho raiki-tahotra noho ny faninjitr' i Jehovah, Tompon' ny maro, ny tànany, izay ahinjiny hamelezany azy. | Amin' izany andro izany Ejipta, hanahaka ny vehivavy; ho tora-kovitra sy ho raiki-tahotra, mahita an' ny Tompon' ny tafika manainga tànana, izay aingainy hamelezana azy. | Ce jour-là, l' |