<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 36:9 | How then wilt thou turn away the face of one captain of the least of my master' s servants, and put thy trust on |
Hataonao ahoana no fampiamboho ny komandy iray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aminy aza, nefa matoky an' i Egypta ianao hahazoanao kalesy sy mpitaingin-tsoavaly? | Hataonao ahoana no fampiamboho kapiteny iray akory, amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra amin' izy ireo aza? Noho izany dia Ejipta no itokianao hahazoana kalesy aman-tsoavaly. | Comment ferais-tu reculer un seul des moindres serviteurs de mon maître ? Mais tu t' es fié à l' |