<-
->

Isa / Iz 37:1 And it came to pass, when king Hezekiah heard it, that he rent his clothes, and covered himself with sackcloth, and went into the house of the Lord. Ary raha nandre izany Hezekia mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany izy sady nitafy lamba fisaonana ka lasa niditra tao an-tranon' i Jehovah, Nony nandre izany teny izany Ezekiasa, dia notriariny ny fitafiany, notafiny ny lasaka, lasa izy nankao an-tranon' ny Tompo. A ce récit, le roi Ézéchias déchira ses vêtements, se couvrit d' un sac et se rendit au Temple de Yahvé.