<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 11:10 | Then |
Ary Mosesy nandre ny olona nitomany tamin' ny isam-pianakaviany, samy teo amin' ny varavaran' ny lainy avy; dia nirehitra fatratra ny fahatezeran' i Jehovah; ary tsy sitrak' i Mosesy koa izany. | Ren' i Moizy ny vahoaka samy nitomany isam-pianakaviany avy eo am-baravaran-dainy. Nirehitra mafy ny fahatezeran' ny Tompo. |