<-
->

Nom / Fan 13:21 So they went up, and searched the land from the wilderness of Zin unto Rehob, as men come to Hamath. Dia niakatra ireo ka nisafo ny tany hatramin' ny efitra Zina ka hatrany Rehoba, dia ao akaikin' i Hamata. Dia niakatra izy ireo, ka nisafo ny tany hatrany amin' ny efitra Sina, ka hatrany Rohoba, amin' ny làlan' i Hemata. Ils montèrent reconnaître le pays, depuis le désert de Çîn jusqu'à Rehob, l' Entrée de Hamat.