<-
->

Nom / Fan 22:16 And they came to Balaam, and said to him, Thus saith Balak the son of Zippor, Let nothing, I pray thee, hinder thee from coming unto me: Dia tonga tao amin' i Balama ireny ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Balaka, zanak' i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atý amiko; Ka nony tonga tany amin' i Balaama ireo, dia nanao taminy hoe: Izao no tenin' i Balàka zanak' i Sefora: Mihanta aminao re aho, mba tsy hisy hahasakana anao tsy hankaty amiko, Ils se rendirent auprès de Balaam et lui dirent : " Ainsi a parlé Balaq, fils de Çippor : Ne refuse pas, je te prie, de venir jusqu'à moi.