<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 22:23 | And the ass saw the angel of the |
Dia hitan' ny boriky nijanona teo an-dalana Ilay Anjelin' i Jehovah sady nitana ny sabany voatsoaka teny an-tànany; dia nivily lalana ny boriky ka nankany amin' ny saha; dia nikapoka ny boriky Balama mba hampiverina azy ho amin' ny lalana. | Hitan' ity ampondra ilay anjelin' ny Tompo nijanona teo an-dàlana sy nitana sabatra voatsoaka teny an-tànany, ka nivily làlana nankany anaty saha izy. Nokapohin' i Balaama ny ampondrany, hampiverenany azy amin' ny làlany indray. | Or l'ânesse vit l' Ange de |