<-
->

Nom / Fan 22:30 And the ass said unto Balaam, Am not I thine ass, upon which thou hast ridden ever since I was thine unto this day? was I ever wont to do so unto thee? And he said, Nay. Ary hoy ny boriky tamin' i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia. Hoy ny ampondra tamin' i Balaama: Moa tsy ampondranao va aho, ka efa notaingenanao mandrakariva hatramin' izao? Moa mba fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy ny navaliny: Tsia. L'ânesse dit à Balaam : " Ne suis-je pas ton ânesse, qui te sers de monture depuis toujours et jusqu' aujourd' hui ? Ai-je l' habitude d' agir ainsi envers toi ? " Il répondit : " Non ".