<-
->

Nom / Fan 22:31 Then the Lord opened the eyes of Balaam, and he saw the angel of the Lord standing in the way, and his sword drawn in his hand: and he bowed down his head, and fell flat on his face. Dia nampahiratin' i Jehovah ny mason' i Balama hahita Ilay Anjelin' i Jehovah mijanona eo an-dalana sady mitana ny sabany voatsoaka eny an-tànany; dia niondrika izy ka niankohoka. Nosokafan' ny Tompo ny mason' i Balaama, dia hitan' i Balaama ilay anjelin' ny Tompo izay teo an-dàlana teo sady nitana sabatra voatsoaka teny an-tànany, ka niondrika sy niankohoka tamin' ny tany izy. Alors Yahvé ouvrit les yeux de Balaam. Il vit l' Ange de Yahvé posté sur la route, son épée nue à la main. Il s' inclina et se prosterna face contre terre.