<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 22:5 | He sent messengers therefore unto |
Dia naniraka olona izy ho any amin' i Balama, zanak' i Beora, any Petora, izay eo amoron' ny Ony, dia eo amin' ny tanin' ny fireneny, mba hampaka azy, ka nanao hoe: Indro, misy firenena nivoaka avy tany Egypta; ary indro, mandrakotra ny tany rehetra izy ka mitoby tandrifiko; | Ka naniraka olona izy ho any amin' i Balaama, zanak' i Beora, any Petora, izay eo amoron' ny ony, eo amin' ny tanin' ny zanaky ny vahoakany, mba hiantso azy sy hanao aminy hoe: Indro misy vahoaka nivoaka avy any Ejipta, rakotra azy ny tany, ary tandrify ahy no itobiany. | Il envoya des messagers mander |