<-
->

Nom / Fan 22:7 And the elders of Moab and the elders of Midian departed with the rewards of divination in their hand; and they came unto Balaam, and spake unto him the words of Balak. Dia nandeha ny loholon' ny Moabita sy ny loholon' ny Midianita nitondra ny saran' ny fankatovana teny an-tànany; dia nankany amin' i Balama izy ka nilaza taminy izay tenin' i Balaka. Niainga ny loholon' i Moaba sy ny loholon' i Madiana, nataony an-tànana ny tambin' ilay mpanandro. Nony tonga tany amin' i Balaama izy ireo, dia nambarany azy ny tenin' i Balàka, Les anciens de Moab et les anciens de Madiân partirent, le salaire de l' augure en main. Ils vinrent trouver Balaam et lui transmirent les paroles de Balaq.