<-
->

Nom / Fan 27:14 For ye rebelled against my commandment in the desert of Zin, in the strife of the congregation, to sanctify me at the water before their eyes: that is the water of Meribah in Kadesh in the wilderness of Zin. fa nandà ny teniko ianareo tany an-efitra Zina, tamin' ilay nilan' ny fiangonana ady, ka tsy nanamasina Ahy teo amin' ny rano teo imasony. (Izany no ranon' i Meriba any Kadesy any an-efitra Zina.) satria hianareo tany amin' ny efitra Sina, ilay nilan' ny fiangonana ady iny, dia nanohitra ny teny nomeko hanamasinana ahy teo imasony, ny amin' ny momba ny rano, dia ny ranon' i Meribà, any Kadesy, any an' efitra Sina. Car vous avez été rebelles dans le désert de Çîn, lorsque la communauté me chercha querelle, quand je vous commandai de manifester devant elle ma sainteté, par l' eau. " Ce sont les eaux de Meriba de Cadès, dans le désert de Çîn.