<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 3:8 | And they shall keep all the instruments of the tabernacle of the congregation, and the charge of the children of |
Dia hitandrina ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan' ny Zanak' Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin' ny tabernakely. | Izy ireo no hiadidy ny fanaka rehetra ao amin' ny trano lay fihaonana, sy izay rehetra tsy maintsy hiandraiketan' ny zanak' Israely; izany no hanantanterahany ny fanompoana momba ny Fonenana. | Ils auront soin de tout le mobilier de la Tente du Rendez-vous, et ils assumeront la charge qui incombe aux |