Fizahan-teny

Ohabolana : vangavanga

Ohabolana 1Vangavanga manana endrika, sadasada manantsoratra. [2.165 #1303, 2.653 #3605, 1.1]
Vangavanga manana endrika, sadasada manan-tsoratra, ka mahasadaika. [2.558 #4849]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona tsy dia marin-toetra loatra (lazaina hoe sada roa volo, nefa manan-tsoratra betsaka lavitra). [1.1]
Dikanteny frantsayÊtre beau et pourtant tacheté, avoir une couleur et être pourtant marqueté. [2.165]
Fanazavana frantsayAu figuré ce proverbe s' emploie en parlant de quelque chose qui n' est pas parfait, ou de quelqu' un à qui il manque quelque chose. [2.165]

Fizahan-teny