Teny iditra ababe (aba, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   rain'ny ray na reny niteraka, dadabe [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   raibe [Antefasy, Antesaka, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   [be, great] An ancestor, grandfather. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23