Teny iditra abaka (baka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao mibaka, mihataka toy ny rantsan' ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of anything to be made to diverge, as in baka. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Qu'on fait diverger, à faire diverger [Abinal 1888]
Ny bikany  
abaka
abako
abakao
abany
abatsika
abakay
abakareo
nabaka
nabako
nabakao
nabany
nabatsika
nabakay
nabakareo
habaka
habako
habakao
habany
habatsika
habakay
habakareo
abakao

Teny iditra aka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   abaque [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   hitsidika

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/06