Teny iditra ahipisaka (ahitra, fisaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A grass. Stenotaphram sp. [Betsimisaraka] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   herbe rampante, feuilles un peu larges. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Anarana siantifika   Stenotaphram
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10