[]
Teny iditra ahitsio (hitsy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao ahitsy [firaketana]
Famaritana malagasy ampanaraho hitsy iray [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay alignez [SLP: Voambolana]
Ohatra 
1Ahitsio itý lalana itý [Rajemisa 1985]
2Ahitsio tsara ireto seza ireto [Rajemisa 1985]

2012/10/15