Teny iditra akisa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
Mitovy hevitra: antendrivary ~ antsongony ~ antsontsany ~ tonony ~ vaniny [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra kisa

Teny iditra akisa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy
Mitovy hevitra: arira ~ hatsikana ~ mahatsikaiky ~ mariadriaka ~ satriatria [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay plaisant, agréable, bonasse, jovial [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra Akisa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
  [Baiboly]
Famaritana anglisy Achish [Baiboly]
Famaritana frantsay Akish [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Akisy
Teny nalaina 

2015/09/07