Teny iditra alaina (ala)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny la [...]
¶ Angatahina: Halainy ho vady hono iana [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [Richardson 1885]
Ohatra   Nalainy ilay sary. [Rajaonarivelo: Bina, takila 46]
vola roa-polo asainy alainareo? [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 28]
ny olona kambana, alaina tsy miteny. [Callet: Tantara, takila 122]
Ka alaovy izay hahasoa azy. [Callet: Tantara, takila 915]
Ny bikany  
alaina
alaiko
alainao
alainy
alaintsika
alainay
alainareo
alain'
alain-
alaim-
alai-
nalaina
nalaiko
nalainao
nalainy
nalaintsika
nalainay
nalainareo
nalain'
nalain-
nalaim-
nalai-
halaina
halaiko
halainao
halainy
halaintsika
halainay
halainareo
halain'
halain-
halaim-
halai-
alao, alaovy
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/07