Teny iditra alain'  ;   alain-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe alaina
Ohatra 
1tsy alain-dakan-jato," hoy izy. [2.69]
2fa manan-jara izay olona alain' izany zavatra. [2.654]
3Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka, fa ny tsara. [2.996]

Teny iditra Alain
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra Efa nisy nanandrana, ka nahomby, namakivaky Ranomasimbe, toa an-dry Thor Heyerdahl namakivaky ny Ranomasimbe Pasifika tamin' ilay zahatra Kon-Tiki (1948), mbamin-dry Alain Bombard nita ny Atlantika tamin' ny lakan' aina kely, tsy nivatsy sakafo na rano fisotro fa ninia nivelona tamin' izay nety ho hitany teny ambony ranomasina teny [2.508]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/27