Teny iditra alaotra
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the sea. [Mal. lant; Ar. al-latat, the sea.] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   haute mer. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny alaotra itý (1): Alaotra

Teny iditra Alaotra
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny anglisy   the name of a lake in the Antsihanaka province [Richardson 1885]
Ohatra   Tany ampita atsinanan' Alaotra aloha no nalehany. [Andraina: Mitaraina, takila 62]
Moa tsy toy ny tahon' afokasoka atsipy ao anatin' Alaotra ampangotrahin' ny vilany goavambe ny lakankelinay? [Andriamalala: Ranomasina, takila 71]
Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs
plus blancs que neige et nacre, escorter vigilants,
des berges de l'Alôtre aux rives de l'Ikoupe
la génisse nomade aux yeux de pleine lune aussi beaux qu'une coupe
[Rabemananjara: Encens, takila 39]
Voambolana  
Haianarantany   alaotra
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10